Ny raharaha momba ny lalao famaranana ny CAN 2025 dia atolotra eo anatrehan'ny TAS amin'ity alakamisy ity. Henoina ny Sénégal, ny Maroc ary ny CAF.

Mpitsara telo no notendrena handinika ity raharaha be mpahalala ity. Tena andrasana ny fanapahan-kevitr'izy ireo.